C'est le premier clip de Mirado(bon bon le 2eme vu le primié clip kjé pa trouvé kan il avé 11ans!!)
Il est sorti au mois de septembre de l'an 2006
On peut retrouver cette song dans son premier album"soa fa nisy anao"
Androany,zao dia dia zao
'Zao no ilazako aminao mazava
ny ato am-poko hatramin'izay
ka mba raiso sy henoy
fa mba iangaviako mihitsy ianao
tsy fanaoko izao milaza hoe Tiako Ianao
sanatria tsy sangisangy
na hoe teny an-tendromolotra ihay
zao lazaiko anao izao
raha tsy mino ahy ianao indro averiko indray ho renao
Tiako ianao tena tiako ianao
refrain:
tsy manery anao anie aho
tsy hoe koa hoe mitalaho
fa ny ao am-poko
izay ao anatiko
izay no tsoriko aminao
raha tsy mino ahy ianao
dia ho averiko indray ho renao
Tiako Ianao Tena Tiako Ianao
tsy miandry valiny aho
izaho tsy hangataka ny hiarak'aminao
tsy izay no tanjoko
fa raha toa tsapanao
fa mitovy laja amin'ny ahy
ny fitiavanao
dia raiso ny tanako
refrain 2