nouvel album: sady tiako no tia ahy

voici donc les chansons ds le nouvel et deuxième album de notre cher Mirado ^^ sorti ce mois =)
- ianao irery ihany -
- hifonako -
- mba hiaraka -
- ry 'lay anjeliko -
- satria lalaonao -
- tiako raha mba ianao -
- ataovy hoe -
- tsy ho very -
- ny ankohonana -
- 'zay misy anao -
nouvel album: sady tiako no tia ahy

# Posted on Monday, 29 June 2009 at 5:56 AM

TSY HO VERY

EN CONCERT LE 28AOUT A ANTSAHAMANITRA A 15H30

# Posted on Friday, 27 February 2009 at 5:03 AM

Edited on Sunday, 21 June 2009 at 9:41 AM

une pix à pazzapa[oft chui pa Mirado chui kune grande fan!!]

une pix à pazzapa[oft chui pa Mirado chui kune grande fan!!]
HAPPY BIRTHDAY MIRADO TU AS 18ANS


tamin 'iny ianao no lasa
tanana fotsiny no nanaovako veloma
ohatra ny isan\'andro
ohatra ny hoe mbola hifankahita
noho ny fitiavana tsy hoe ho very
raha ho tanteraka ny faniriako
dia hitsiky eo ampijerena kintana
haniry mba ho eto foana

ref: te ho lanitra aho
hanaronako ny fijalianao
isaky ny mitraka aho
dia tiako ho re ao anatiko ao
fa tsy irery aho
hamelao toerana ao amponao

mbola faly ihany aho
mipetraka aty amin\'ny tsisy anao
fantatro fa tsisy azoko atao
afatsy ny mivavaka ho anao

{au ref}

mety ho renao ve ny feoko
hilazako ny efa tato ampoko

{au ref}

TSY HO VERY...

# Posted on Monday, 03 November 2008 at 9:36 AM

Edited on Thursday, 15 January 2009 at 5:03 AM

ry lay anjeliko...

A/C : Andymarton ^^

# Posted on Friday, 10 October 2008 at 11:31 AM

Edited on Monday, 29 June 2009 at 5:58 AM

Mirado à Pazzapa

Mirado à Pazzapa

# Posted on Friday, 26 September 2008 at 5:47 AM